Iza no ahy any an-danitra (Mart'hira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no ahy any an-danitra ary tsy misy eto an-tany iriko toa anao
Na levona wvgzzl tononkira.serasera.org aza ny nofo sy gntr ny fo dia mbola vatolampiko Ianao
Dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Ianao
Fa indro very izay lavitra Anao, very izay lavitra Anao
Eo akaikinao, akaikinao toviqn no mahatsara ahy
Ianao Jehovah o no ataoko aro
Hilaza ny asanao aho
A/C: Zaak

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mart'hiraVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 01/10/2026 16:55