Iza no ahy any an-danitra (Mart'hira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no ahy any an-danitra ary tsy misy eto tononkira.serasera.org rnxbiyzn an-tany iriko toa anao
Na levona aza ny nofo sy fyibiotd ny fo dia mbola bkzjvb vatolampiko Ianao
Dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Ianao
Fa indro very izay lavitra Anao, very izay lavitra Anao

Eo akaikinao, akaikinao no mahatsara ahy
Ianao Jehovah o no ataoko aro
Hilaza ny asanao aho

A/C: Zaak

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mart'hira
Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 01/10/2026 16:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338