Fitiavana mavitrika (Mart'hira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mahamaivana ny enta-mavesatra
Mampandresy ny fahasahiranana
Tsy reny ny havesarany
Ny havesaran'entana fa dia mavitribitrika eny
ISAN'ANDININY
Vita (Tsy misy tsy vitan)'ny fitiavana raha ao izy
Resy (Tsy misy tsy resin)'ny fitiavana raha ao izy
Jesoa ilay tena fitiavana
Miari-tory tononkira.serasera.org lalandava handresenao izany rehetra yisumamy izany
2- Miasa tsy mba jbwshv miandry ny ho dokafana o
Tsy mihemotra raha toa ka irery
Tsy reny ny fandokafany
Ny fandokafan'ny olona fa dia mavitribitrika eny
A/C: Zaak nfbna

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mart'hiraVangy : 114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 01/10/2026 17:07