Iza no ahy any an-danitra (Mart'hira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no ahy any an-danitra ary tsy misy eto an-tany iriko mtzyjcty toa anao
Na levona aza ny nofo sy ny fo dia mbola vatolampiko Ianao
Dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Ianao
Fa indro very lifnxr izay lavitra Anao, very izay lavitra Anao
Eo akaikinao, akaikinao no mahatsara ahy
Ianao tononkira.serasera.org Jehovah o no ataoko nmfc aro
Hilaza ny asanao aho
A/C: Zaak

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mart'hiraVisites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 01/10/2026 16:55