Tra-maraina (Mart'hira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba misy ve ny fitokiana bkrq mateza
Satria tsara fototra mijoro dveme tsara
Tsy ampoizina, namana ihany vzgf no hareza
Hijinja, hamalona azy ho tantara
Sikino ny saina herezo ny fo
Raha sendra mba tojo tsy hitaraina
Lalàna hatrizay hatramin'ny taloha
Ny maizim-bolana tsy trà-maraina
Ao Andriamanitra Ray Tsitoha
Hisakana azy tononkira.serasera.org tsy hihoatra ny vala
Mahay manova ny ratsy ho soa
Tonia, tonia, aza misary adala
FEONKIRA
Sikino ny saina herezo ny fo
Raha sendra mba tojo tsy hitaraina
Lalàna hatrizay hatramin'ny taloha
Ny maizim-bolana tsy trà-maraina
Ao Andriamanitra Ray Tsitoha
Hisakana azy tsy hihoatra ny vala
Mahay manova ny ratsy ho soa
Tonia, tonia, aza misary adala
A/C: Zaak
Satria tsara fototra mijoro dveme tsara
Tsy ampoizina, namana ihany vzgf no hareza
Hijinja, hamalona azy ho tantara
Sikino ny saina herezo ny fo
Raha sendra mba tojo tsy hitaraina
Lalàna hatrizay hatramin'ny taloha
Ny maizim-bolana tsy trà-maraina
Ao Andriamanitra Ray Tsitoha
Hisakana azy tononkira.serasera.org tsy hihoatra ny vala
Mahay manova ny ratsy ho soa
Tonia, tonia, aza misary adala
FEONKIRA
Sikino ny saina herezo ny fo
Raha sendra mba tojo tsy hitaraina
Lalàna hatrizay hatramin'ny taloha
Ny maizim-bolana tsy trà-maraina
Ao Andriamanitra Ray Tsitoha
Hisakana azy tsy hihoatra ny vala
Mahay manova ny ratsy ho soa
Tonia, tonia, aza misary adala
A/C: Zaak
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mart'hiraVangy : 109
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 01/10/2026 17:22
