Ianao You (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao You

Asa moa tsy fantatrao mantsy fa ny androany,
Na merika aza ny andro,
Dia mbola sahiko ihany zao ny milaza aminao my baby,
Te hiala nenina aho,
Handresy lahatra aho,
Dia mba mangata-baovao ilay valiteny
Sao ho aho fotsiny mody adala ilay malala,
Zao mila mahalala,
F’efa mba ela ihany tsika no nifankahalala teny,ha
Haiko ianao, ilay mihavona aho, tsy miherika aho dia tsy mahajery tsy miteny

Fa am’zany,
Izaho lay mitomany,
Izaho mararirary,
Izaho manganohano no tena tianao.
Fa am’izany,
Raha toa aho nanontany,
Raha toa hanafosafo,
Raha toa ka tsy ampy anao zay any ambadibadika any:
Ianao io mahatsapa ny any anatiko any ou (2)

Mety ho diso aho ve raha hanao nefa asa ihany,
Aleko aloha manontany,
Raha tsy mahadiso mba henoy ihany izay holazaiko anao my baby, ha
Tsy nahataitra anao mintsy ve reny sangisangy sy hanihany nataoko anao fony zaho adala nirevirevy,
Mbola miandry anao foana, manantena anao foana, tsy misy ny fotoana, za mbola hiandry anao foana, ra sabotsy ianao ahoana,
Zaho ihany my baby (2) fa miandry anao aho efa hatramin’izao

Raha toa ianao te hiaraka aminay,
Aza miahiahy,
Avia miara mivazo tsika f’iny re mba vazivazy,
Fa mba tantara iny ka ho tantaraina ihany.

Marion
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0234