Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho iray (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao anio izao no efa voatendry ilazakoIlay voadiko aminao tsy miov eny hatrizao
Ka ho mandramaty
Efa izay foana ny an-tsika roa
Ho averiko androany ho anao
Ho rén'izao tontolo izao
[Réf]
Anio omeko anao
Ilay fitia zay tsy mba mety ho lany
Rah ny ai am-poko ao
Ampy ho anao ho Doria
Fa efa ahy ianao ry tiko
Zaho ef anao satria
Ho iray zaho sy anao
Aza mba manahy zay zava-misy eto an-tany
Eny matokia f ho resintsika izany
Ka ho mandramaty
Efa izay fôn n antsika roa
Ho averiko androany ho à nao
Ho rén'izao tontolo izao(yaeeh)
[Réf]
Anio omeko anao
Ilay fitia izay tsy mba mety ho lany
Rah NY ai am-poko ao
Ampy ho à nao ho Doria
Fa efa ahy ianao ry tiko
Zah ef anao satriih [Oyeeh]
Ef izy ilay iray ao ambony ai
No mitahy sy mbola miambina
Eny aza manahy ianao
Zaho eto hanao izay azoko atao
Hasambatra anao
[Réf]:
Anio omeko anao
Ilay fitia izay tsy mba mety ho lany
......................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MarionVangy : 3801
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaniaina
Daty : 23/05/2019 23:01
