Fitia tena fitia (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tafandry aho teo ianao,he faly ejkycbn aho dia mbola ianao
Feno ilay fitia izay aleha euthcms toa paradisa
Dia niala maina ireo tsisy nahateny
Ilay izaho sy ianao sahy nijoro irery
F'ianao eny hoahy, izaho dia anao
Ho sasa-poana ireo izay sahy handrava ilay efa anjara

Indro iray tononkira.serasera.org izao ny fontsika, eny ho iray foana ho doria
Anjara efa nekena, izaho sy ianao tsy noterena
Indro etoana ilay fitia, ilay fitia tena fitia
Ireo mafy ho resy, tsy maintsy satria irery aho niezaka, izao misy anao.

Eny hivavaka hoantsika, mbola holava ny fotoana
Tomany sy hakiviana handalovana eny foana
Eny sarotra ny hanome toky tsy hiandrandra fijaliana intsony
Mangataka aho ry ilay Tsitoha ambino izay misy anay roa

Indro iray izao ny fontsika, eny ho iray foana ho doria
Anjara efa nekena, izaho sy ianao tsy noterena
Indro etoana ilay fitia, ilay fitia tena fitia
Ireo mafy ho resy, tsy maintsy satria irery aho niezaka, izao misy wcxoqas anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 21471
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/11/2014 22:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0474