Ratra (feat Kilowatt) (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kim:
An  ratra
Raha mba  hainao  marary  ny  foko amin'izao
Ka  mitalaho  aminao
Marary

Dia  lasa  ianao  ka  ho  mba  takona
Aza averina intsony  fa  aoka  hiantona
Fa ny  foko mila  anao  tia  anao
Fa  ho  anao mitalao  aminao
Ny  dqtzmn eto  an-tany  tsisy  lavorary
Ny  salama mbola  harary
Fa ny  foko izao  maratra  nohon'ny  diavina
Nohon'ny  lasa  mbola mitomany  aminao
Zay rehetra  efa  vita tiako averina  eto  indray

Tiako ho fantatrao fa marary  ny  aiko indray
Dia ho sambatra aho  tiako  ohatranao
Tiako ho  tsapanao  fa  marary  ny  aiko ô
Masaka  ato  an-tsaiko  ianao  izao
Ary  mbola  ao  an-tsaiko ianao  zao
Heverinao  fa  malemy  ilay  fitia
Marary  cheri  fa  tsy  afaka  ny  hirevy  baby
Enga anie  ka ho  tafa  isika  roa  androany
Hiaina hiatrika ny  ho avy  indray  tsy  ho lany
Tsy  alahelonao ny  aty
Tsy  kobonao
Tsy zakanao  ravana  fitiavako cheri  an

Tiako  ho tsapanao
Tiako  ho  fantatrao
Tiako  hainao
Tiako  ho  raisinao
Ilay  fitiavako ô
Ny  hafatro  iray
Mba  raiso ny  foko
Fa mijaly fa mitempo mafy  ho  anao

Réf :
Marion :

Malahelo aho
Mila  anao
Lavitra  patd mararirary   ny  anatiko  ao
Raiso  re  raha sitrakao
Fa mitalao

Tiako  ho tsapanao
Tiako  ho  fantatrao
Tiako  hainao
Tiako  ho  raisinao
Ilay  fitiavako ô
Ny  hafatro  iray
Mba  raiso ny  foko
Fa mijaly fa mitempo tononkira.serasera.org mafy  ho  anao

Marion :
Izay  nandratra  anao  taloha  dia  mbola  hifonako indray
Aza  avela  irery  hangaina
Fa efa  tokana  iray
Izao  mila  anao  ny  foko
Eny  tena  mila  anao  moa
Eny  sarotra  amiko ny  anadino
Mila  ho vaky ny loha
Eny  anao foana  ankehitriny
Izao  no  masaka  ato  an-tsaiko ato
Ka miangavy aho  mba  ekeo izao  ity  taraina tsy  mihato
Teo  anilanao  foana jkus no mba  nahitako hafanana
Teo  akaikinao ihany  no  ahitako hazavana

Kim:
Baby yeah, dimy  taona izay  no lasa
Tsisy  fihovana tsisy  firaharahiana
Tsisy  fahatsapana
Hainao  fa  fitiavako  anao  
Matoa  za tody  amin'izao
Hainao  fa  tena tia  za dia  navelanao
Nofafanao tao  am-ponao
Ekeko nefa  izany ilay  fita
Anatiko ao mijaly
Marary  tsisy  tambitamby
Tomany  nalahelo ilay   nodianao  fanina  e
Za nanaiky
Fa  ianao  mihevitra  fa  zany
Sady samy mamy
Na bôgôsy  ny  ahy  ianao  
No ilaiko  eto  an-tany
Hatrany  akoatra  any  aho  mila  anao
Hatrany  am-parany  any  aho  mila  anao  

Marion & Kim:

Malahelo aho
Mila  anao
Lavitra  mararirary   ny  anatiko  ao
Raiso  re  raha sitrakao
Fa mitalao
____ _____ _____ ______ ______ ______ ______
Nampiditra : Manda Ny Aina Gabriel ✍🏾
Marion feat Kilowatt (Kim) & [Sunny]

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 50
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Adnam
Daty : 31/07/2026 15:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283