Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FANATITRO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FANATITRO
(My tribute)
Toa ho sarotra amiko
Ny hamaly ilay Fitiavan-dehibe
Nanoloranao ny ainao mba hisolo ny heloko
Na ny feon’anjely an’alinkisa aza
Tsy hahalaza akory izay ato am-poko
Ny Foko, ny momba ahy rehetra Tompo ô
Fanatitra ankasitraho !
Ho anao tononkira.serasera.org Tompo anie pcbeonck ny Voninahitra (3)
Noho ireo zavatra nataonao
Ny ranao ulrpj soa no nanavotana ahy
Ny fahafatesanao no nanandratana ahy
Hoa anao Tompo anie ny Voninahitra
Noho ireo zavatra nataonao
Ampamirapirato eo amin’ny fiainako
Ny famindramponao ry Tompo ô
Raha misy Dera, Laza xvkuo sy Voninahitra
Dia Asandratro ho anao tao Kalvary
_ Mamy ROBINSON_
(21 août 2009)
(My tribute)
Toa ho sarotra amiko
Ny hamaly ilay Fitiavan-dehibe
Nanoloranao ny ainao mba hisolo ny heloko
Na ny feon’anjely an’alinkisa aza
Tsy hahalaza akory izay ato am-poko
Ny Foko, ny momba ahy rehetra Tompo ô
Fanatitra ankasitraho !
Ho anao tononkira.serasera.org Tompo anie pcbeonck ny Voninahitra (3)
Noho ireo zavatra nataonao
Ny ranao ulrpj soa no nanavotana ahy
Ny fahafatesanao no nanandratana ahy
Hoa anao Tompo anie ny Voninahitra
Noho ireo zavatra nataonao
Ampamirapirato eo amin’ny fiainako
Ny famindramponao ry Tompo ô
Raha misy Dera, Laza xvkuo sy Voninahitra
Dia Asandratro ho anao tao Kalvary
_ Mamy ROBINSON_
(21 août 2009)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1149
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 31/10/2019 18:31
