MASOANDROKO IANAO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MASOANDROKO IANAO
(Jesus You Are the Center Of my Joy)
Tompo ô ianao no masoandroko
Fanilon’Aina manazava ny lalako
Ny taratry ny fahasoavanao mitsinjo ny androm-pianako
Tompô ô ianao no masoandroko
Rehefa injay aho naniasia,mbola teo ny tànanao
Nikasika ahy, nihazona ahy tsy ho very dia
Ny tahotry ny fiainana, ireo zava-drehetra mampanahy
Nataonao ireny tononkira.serasera.org rehetra ireny mba hanefenao ahy
Tompo ô ianao no masoandroko
Fanilon’Aina manazava ny lalako
Ny taratry ny fahasoavanao mitsinjo ny androm-pianako
Tompô ô ianao no masoandroko
Ny miaraka aminao tokoa Tompo ô
No tombony amin’ny fiainako
Izany loatra indrindra moa no ifaliako ao aminao
Ny fiderana izay asandratro ny saotra dera atolotro
Aoka izany rehetra izany ho voninahitrao
Tompo ô ianao no masoandroko (Ts’isy afa tsy ianao !)
Fanilon’Aina manazava ny lalako
Ny taratry gonwfr ny fahasoavanao mitsinjo ny androm-pianako
Tompô ô ianao no masoandroko
lllngevu _Mamy ROBINSON_(21 août 2009)
oirbeowr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1207
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 31/10/2019 18:31