IANAO TOMPO NO TSY MANDAO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO TOMPO NO TSY MANDAO (Feo : james Chambers)
Tompo Ianao tsy mba mandao
Efa saika very aho : soa fa teo ianao
Teo ny sandrinao mahery
Nihazona ahy tsy ho very, tsy namela ahy ho irery
Ianao Tompo tsy mba mandao
Tsy mba sitrakao akory ny hahavery ity zanakao
Na mpanompo tsy mahasoa aza aho
Be ny famindramponao, ô ! be ny fitiavanao
Fa ny tsorankazonao mahery
No nitantana ahy tsy ho very
Fa na handao ahy aza izao rehetra izao
Ianao tompo nhtnxa ô ! ianao bepjbn no tsy mandao
Tompo ianao tsy mba mandao
Efa jaqjel saika very aho soa fa teo ianao
Teo ny sandrinao mahery
Nihazona ahy tsy ho very tsy namela ahy ho irery
. . . Fa ny tsorankazonao . . .
Ianao Tompo tsy mba mandao
Tsy mba sitrakao akory ny hahavery ity zanakao
Na mpanompo tsy mahasoa aza aho
Be ny famindramponao, be ny fitiavanao
Ianao tompo no tsy mandao
Ianao tompo tononkira.serasera.org no tsy mandao
Ianao tompo no tsy mandao
_ Mamy ROBINSON_
(25 août 2009)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 31/10/2019 18:31
