Mody (Mami Bastah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ataoko hoe tsara dia io fa mandrovitsihy
Mody hanaovako tara dia milaza tsy tia
Modiy isariako adala dia milaza fa Hendry
Mody antsoiko malala dia milaza fa bedy
Rehefa tsy hivakiako loha vao lasalasa vinany
K’odiako mandeha tokoa izay vao manambitamby
Rehefa mba tsy jereko izay vao mangata-maso
Rehefa odiako matory sinfxn vao sahy manafosafo
Fa ny ao am-po ao dia tsy misy mahalala
Fa ny fihetsika atao no ikaxvx tsy hisalasalana
Fa ny vava miteny no milaza tsy tia
Fa ny fitempon’ny fo mankafy mafy ery
Ny ao am-po tsy miloaka dia ankamantatra ihany
Fa ny fihetsika avoaka nkmlob no mitory avy hatrany
Fa ny vava miteny no milaza tsy mila
Fa ny fitempon’ny fo dia manao taralalila
Odiako mba misariaka dia mba tsy te ahalala
Odiako sangisangiana dia mikisaka miala
Odiako mitsikitsy dia io fa milanja loha
Odiako mitampifimpify dia falifaly tokoa
Rehefa tena ialako vao mandraiky marary
Rehefa mody tsapaiko vao mahatsiaro mijaly
Rehefa tononkira.serasera.org mody atsafaiko vao lasa mifokofoko
Rehefa mody andaingako vao lasa mitotototo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mami BastahVisites : 1673
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 18/06/2021 14:53