Mariazin'olotiana (Mami Bastah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifaly ianao ka miramirana,
Somebiseby faly sahirana,
Mangalatra mijery ahy foana,
Toa te hilaza fa anio ny fotoana.
Fotoana iray tsy azo felerina,
Fa andro iray tsy mba miveriana,
Fa andrandrain'ireo mpifankatia,
Ho santatry ny fiarahany odoria.
Ref:Izay ela izay tia ahy ianao
Ankehitriny tsy ho ahy ianao,
ojseju Ka ny maso sisa mipitrapitra,mibanjina hatrany,
Izao andro izao andronareo,
hxiwf Ny antsika koa moa nifaranateo.
tononkira.serasera.org Ka dia tsofindrano,tsy hidiran'angano ny andro hoavy.
Nomenao ahy ilay fanasana,
Nanasa ahy hiara hikorana,
Kanefa re aoka tsy ho tsiny
raha toa tsy hoany aho sao mifoha ny fahiny.
Ataovy ampy ho fiononana,
Ny nahitanao ahy tany ampiangonana.
Nanatrika ny fanamasinana ,
ka aleo tsy hoany aho sao manahirana.
Ref:...
Izay ela izay tia ahy ianao
Ankehitriny tsy ho ahy ianao
F'ilay fitia tsimaintsy ho pkdefndy fafana fa izay no anjara.
Somebiseby faly sahirana,
Mangalatra mijery ahy foana,
Toa te hilaza fa anio ny fotoana.
Fotoana iray tsy azo felerina,
Fa andro iray tsy mba miveriana,
Fa andrandrain'ireo mpifankatia,
Ho santatry ny fiarahany odoria.
Ref:Izay ela izay tia ahy ianao
Ankehitriny tsy ho ahy ianao,
ojseju Ka ny maso sisa mipitrapitra,mibanjina hatrany,
Izao andro izao andronareo,
hxiwf Ny antsika koa moa nifaranateo.
tononkira.serasera.org Ka dia tsofindrano,tsy hidiran'angano ny andro hoavy.
Nomenao ahy ilay fanasana,
Nanasa ahy hiara hikorana,
Kanefa re aoka tsy ho tsiny
raha toa tsy hoany aho sao mifoha ny fahiny.
Ataovy ampy ho fiononana,
Ny nahitanao ahy tany ampiangonana.
Nanatrika ny fanamasinana ,
ka aleo tsy hoany aho sao manahirana.
Ref:...
Izay ela izay tia ahy ianao
Ankehitriny tsy ho ahy ianao
F'ilay fitia tsimaintsy ho pkdefndy fafana fa izay no anjara.
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Mami BastahVangy : 10459
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 31/10/2015 14:01
