SALANITRA (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Il est souvent des mots
Il est aussi des cris
Que le cœur en sanglots
Laisse échapper sans bruit
Faut-il que je te le dise (2)

Mais il est des moments
Où un silence éloquent
Nous murmure toujours
Tous nos petits mots d’amour
Faut-il que je te le dise (2)

Il sera des jours heureux
Où tous nos mots et nos cris
Deviendront pour nous deux
L’espoir de notre vie
Alors, tiens fort ma main ma chère
Ne dis rien, espères

Misy ve ny fiteny
Misy angamba filaza
Ny fitia lava reny
Tsy voalazan’ny vava
Nefa tsy aleo aloha mangina (2)

Ho avy indray andro any
Hangina koa ny tany
Ka ny hiran’ny fitia
No hanjaka ho doria
Nefa tsy aleo aloha miafy (2)

Ho tojo isika roa
Ao anaty lapasoa
Ka ireo nofy teo aloha
Dia ho tanteraka avokoa
Ary ho salanitra isika roa (2)


(Bekoto)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 15849
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jet
Daty : 12/11/2001 13:11
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0267