Ry zanako (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tamy tonga ny andro nahitanareo masoandro ry zanako ô!
hafaliana haravona no nameno ny fonay ry zanako ô!
fa tonga ianareo nirinay na vavy na lahy ry zanako ô!
tomaninareo no antsa tsy tononkira.serasera.org nankaleo kalo sy sguxih hira ary feo
nanainga anay hatrany hilofo tsy hanontany ry zanako ô!
avy aiza ary ho aiza inty fiainana an-tany ry zanako ô?
ny riharianareo no namaly an'izany ry zanako ô!
nitsiry tokoa vao nandrobona hatrany wkrnutqi rehefa tola moa! milofika ihany eh!
ianareo no andry hiantana
raha lfgijnxv ho tonga ny andro fahosana
ianareo no lakana hitana
ny faharavana hateraky ny fahotana
ny zanakareo no hamelona indray ny ainay
fa inty tonga ilay andro ahitanao tokantrano mamiratra
ho tokantrano hanafana, tsy handoro fa ahatamana ny fitiavana
tokantranon'hazavana tsy hilaozankorana ny ao aminao
hierem-pihafiana sy fangirifirina,hoambinin-javatiana sy zaza hirina ô! ô!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 7984
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : badi
Date : 09/09/2014 15:28