Ity ny foko (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho alahelo no entinao mielo amin’ny oram-batravatra e
Na ho tanam-polo no entinao mijoro @ oram-batravatra e
Ity ny foko mamoha varavaravana
Ao anatiny ao, tsara hialokalofana
Tsy ho ubvzzjop hetaheta no entinao misetra
Ny hain-be migaingaina e
Na ho tany mahamay no ho diavinao indray
Amin’ny haina be migaingaina qbdm e
Ity ny foko, mitondra alokaloka
Ao anatiny ao mamelombelon’aina
Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana (2)
Be ny olona very tsy mahita hitarainana
Na izany aza no manjo
Dia mbola manana ny toerany ny fo (3).
Tsy okchv ho hakiviana no entina hamakiana
Ny alim-be maizi-kitroka e
Na ho fahatahorana no entina
Hisalorana, amin’ny alim-be maizin-kitroka e
Ity ny foko, mitsilo ny lalana
Ao anaty ao, misy jiro manazava
Tsy mba ho taraina no entinao miaina
Ny rivo-mahery mifofofofo e
Na ho fandosirana no entina hidovirana
Ny rivo-mahery mifofofofo e
Ity ny tononkira.serasera.org foko, manolotra tanana
Ao anatiny ao, misy azo hamaharana
Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana (2)
Be ny olona very tsy mahita hitarainana
Na izany aza no manjo
Dia mbola manana ny toerany ny fo (3).
Ity ny foko, ny fo midanadana
Mandrosoa ianao ka mandraisa toerana..

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 4507
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 14/09/2002 23:06