NATAO HO IRAY (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mahita anao aho
Miantsoantso mafy
Averimberiko hoe
Izay tia adala e!
Raha vao manembona anao
Fantatro foana e!
Mahatsiaro faly aho aty
Miara-miaina tononkira.serasera.org aminao ao anaty nofy
Réf : Natao ho iray
Ny fiainanay
Leferiko izay ditra
Sy fahotana
Niainanao taloha
Tiako qscbjxo tsy ho hita e
Ny antsika zszhvtbi tsy ho fijaliana
No hiainana ety
Ireo adalana taloha
Dia soloin'ireo fitia tsy mety lefy
Int : Vavaka no atao
Fefin’ny fiainan-tsika
Tsy oweuhyz hisy handrava intsony
Saina iray ny antsika roa
Noho ilay fitia
Miantsoantso mafy
Averimberiko hoe
Izay tia adala e!
Raha vao manembona anao
Fantatro foana e!
Mahatsiaro faly aho aty
Miara-miaina tononkira.serasera.org aminao ao anaty nofy
Réf : Natao ho iray
Ny fiainanay
Leferiko izay ditra
Sy fahotana
Niainanao taloha
Tiako qscbjxo tsy ho hita e
Ny antsika zszhvtbi tsy ho fijaliana
No hiainana ety
Ireo adalana taloha
Dia soloin'ireo fitia tsy mety lefy
Int : Vavaka no atao
Fefin’ny fiainan-tsika
Tsy oweuhyz hisy handrava intsony
Saina iray ny antsika roa
Noho ilay fitia
--------
Rohy:
