Ilay sary (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay sary
Noraisiny, napetrany indray avy eo
Ilay iwtuupqx sarinao fatsiarovana
Tsy fantany intsony
Izay tiany atao
Angamba izy jwsnobj efa leo
Ilay toetranao
Tsy antononanao ilay fitia
Nokoloiny ho anao mba hadio
Ny famindranao tsy arany
Manakatra ny avo ianao iny
Ilay sarianao, nambabo ny fony osrveu taloha
Nanjary alahelo , nandratra ny fo
Niova ho tomany ireo tsiky hatrizay
Fa tsy haritrao ihany ireo antson’ny hafa
Ilay sombin-pitita no tononkira.serasera.org hany mba foinao
Nodorany ilay sarinao
Mage 4
Noraisiny, napetrany indray avy eo
Ilay iwtuupqx sarinao fatsiarovana
Tsy fantany intsony
Izay tiany atao
Angamba izy jwsnobj efa leo
Ilay toetranao
Tsy antononanao ilay fitia
Nokoloiny ho anao mba hadio
Ny famindranao tsy arany
Manakatra ny avo ianao iny
Ilay sarianao, nambabo ny fony osrveu taloha
Nanjary alahelo , nandratra ny fo
Niova ho tomany ireo tsiky hatrizay
Fa tsy haritrao ihany ireo antson’ny hafa
Ilay sombin-pitita no tononkira.serasera.org hany mba foinao
Nodorany ilay sarinao
Mage 4
--------
Rohy:
