Ilay sary (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay sary
Noraisiny, napetrany indray avy eo
Ilay sarinao fatsiarovana
Tsy fantany intsony
Izay tiany atao
Angamba izy efa leo
Ilay toetranao
Tsy wtvj antononanao ilay fitia
Nokoloiny ho anao mba tononkira.serasera.org hadio
Ny famindranao tsy arany
Manakatra ny avo ptbzzf ianao iny
Ilay sarianao, tqdzkia nambabo ny fony taloha
Nanjary alahelo , nandratra ny fo
Niova ho tomany ireo tsiky hatrizay
Fa tsy haritrao ihany ireo antson’ny hafa
Ilay sombin-pitita no hany mba foinao
Nodorany ilay sarinao
Mage 4
Noraisiny, napetrany indray avy eo
Ilay sarinao fatsiarovana
Tsy fantany intsony
Izay tiany atao
Angamba izy efa leo
Ilay toetranao
Tsy wtvj antononanao ilay fitia
Nokoloiny ho anao mba tononkira.serasera.org hadio
Ny famindranao tsy arany
Manakatra ny avo ptbzzf ianao iny
Ilay sarianao, tqdzkia nambabo ny fony taloha
Nanjary alahelo , nandratra ny fo
Niova ho tomany ireo tsiky hatrizay
Fa tsy haritrao ihany ireo antson’ny hafa
Ilay sombin-pitita no hany mba foinao
Nodorany ilay sarinao
Mage 4
--------
Lien:
