Ho (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho toy ny hazo eny ambony havoana
Raha totofan'ny orana
Tsy Halazo ary tsy ho maina
Vao maika handrombona

Tsy ho banga ny fiainanao fa
Ho feno fiadanana
Ka aza mivily lalana
(Na) manidy varavarana

Ho mamy raha ianao no ilay
Ôh, fy ho ahy
Ilay ho reharehanay
Hoe « Zanako izay »

Refrain:
Ho faly aho raha ho tafita lavitra ianao
Ho faly anckin aho raha ho vitanao soa zay atao
Tsy ho isan'ny resy satria feno hery

Ilay tononkira.serasera.org fola-damosina irery
Sy dada nanatr'ireny
No indro mitso-drano anao
Mba hahaleo hahalasana

Ho lavitra ny lalanao
Ôh! mino bkepxk aho
Ny Tompo no hitokisanao
Hitahy anao eny ctylfn

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mage 4
Visites : 961
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lantoaxl
Date : 26/07/2026 18:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2649