Ho (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho toy ny hazo eny ambony havoana
Raha totofan'ny orana
Tsy Halazo ary tsy ho maina
Vao maika handrombona

Tsy ho banga ny fiainanao fa
Ho feno fiadanana
Ka aza mivily lalana
(Na) manidy varavarana

Ho mamy raha ianao no ilay
Ôh, fy ho ahy
Ilay ho reharehanay
Hoe « Zanako tononkira.serasera.org izay »

Refrain:
Ho faly aho raha ho tafita lavitra ianao
Ho faly aho raha ho vitanao soa zay atao
Tsy ho isan'ny resy satria feno hery

Ilay fola-damosina irery
Sy dada nanatr'ireny mkjul
No indro mitso-drano anao ugxc
Mba hahaleo hahalasana

Ho lavitra ny lalanao
Ôh! mino aho
Ny Tompo no hitokisanao
Hitahy anao czbvco eny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mage 4
Hits : 441
Likes : 0 Like
Created by : lantoaxl
Date : 26/07/2026 18:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0272