Fitadiavana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitadiavana
Sendran’izay vitan-dratsy
Ka nangidy ny fiainana
Tsy nisy nanampy
Fa nitazana ny be sandry
Sady vao maika nanidy twkpnuf ny vavahadiny
Aza osgxn mba miandry ny ampitso fa ny anio dia mitady
Ny tany ambany izay lasa ambony
Tsy mba niandry teo ampandriana
Fa nanohy ireo lalana nofidiany
Na lalana misy hazavana, na feno aizina
Aza mba naman’ny aizina, sao voahozona
Fa ny fitadiavana mbola hitohy
K’aleo ny tsy oiug fahombiazana tsy hahakivy
Tsy fiandry intsony ny hatsebohan’ny hafa
Izay fomba hahatody anao ataovy avokoa
Be dia be ireo fahavalo, k’aleo mailo izay vao mandalo
Mafimafy ireo ezaka izay mbola atao
Zaran’ireo tsy tia anao, ianao, ho rendrika
Fidio ihany izay ho tononkira.serasera.org famindra izay vao mandeha
Mage 4

--------
Rohy: