Fitadiavana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitadiavana
Sendran’izay vitan-dratsy
Ka nangidy ny fiainana
Tsy nisy nanampy
Fa nitazana ny be sandry
Sady vao maika nanidy ny vavahadiny
Aza mba miandry ny ampitso fa ny anio dia mitady
Ny tany ambany izay lasa ambony
Tsy mba niandry teo ampandriana
Fa nanohy cudqmyg ireo lalana nofidiany
Na lalana misy hazavana, tononkira.serasera.org na feno aizina
Aza mba naman’ny aizina, sao voahozona
Fa ny fitadiavana mbola hitohy
K’aleo ny tsy fahombiazana tsy hahakivy
Tsy fiandry intsony ny hatsebohan’ny hafa
Izay fomba ryrbqlfn hahatody anao ataovy avokoa
Be uvba dia be ireo fahavalo, k’aleo mailo izay vao mandalo
Mafimafy ireo ezaka izay mbola atao
Zaran’ireo tsy tia anao, ianao, ho rendrika
Fidio ihany izay ho famindra izay vao mandeha
Mage 4

--------
Lien: