Satriko Indrindra (Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia ho anao anie ny foko
Eny tia anao tokoa
Tiako loatra pwvbb ka tononkira.serasera.org tsy foiko
Izato endrikao no soa

Raha lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha sitrakao
Tsy hiala eto aminao

Na iza hankahala
Na iza fhusqs tsy ho tia
Izaho tsy mahalala
Afatsy ianao satria

Raha lavitra anao
Misento lava izao
Satriko uwrst raha sitrakao
Tsy hiala eto aminao

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 12/07/2026 13:38)
Satriko Indrindra no lohateny fa diso io. Efa nisy vaovao nalefako Ka azo fafana raha mba azo atao.
Miala tsiny indrindra tompoko
ikalamako ( 14/07/2026 21:11)
Misaotra Kostur. Somary varimbariana fa tonga eto ihany mampiditra ny fanitsiana an 😉
Kotsur ( 22/07/2026 23:31)
No worries, just keep in touch.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ludger Andrianjaka
Vangy : 148
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 10/07/2026 17:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312