Ireto Masonao Mijery (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintan-kely roa mamiratra
Ireto masonao mijery
Na mikipy na mihiratra
Dia tsaroako manan-kery
Dombomanga kosa indray
Raha miventy alahelo
Toa manganohano izay
Feno tsy ambaratelo
Iny lokon-danitra iny
Mety mbola hiova ihany
F'iny qaoe fijerinao iny
Anie mba ho rusklqah ahy irery ihany
(x2)
Malefadefaka mhyj fitopy
Toa mangarika hafahafa
Topi-masonao miangoty
Satriko iombonan-tafa
A/C : tononkira.serasera.org Nelson Rasamimanana
Discomad – EP 37
Ireto masonao mijery
Na mikipy na mihiratra
Dia tsaroako manan-kery
Dombomanga kosa indray
Raha miventy alahelo
Toa manganohano izay
Feno tsy ambaratelo
Iny lokon-danitra iny
Mety mbola hiova ihany
F'iny qaoe fijerinao iny
Anie mba ho rusklqah ahy irery ihany
(x2)
Malefadefaka mhyj fitopy
Toa mangarika hafahafa
Topi-masonao miangoty
Satriko iombonan-tafa
A/C : tononkira.serasera.org Nelson Rasamimanana
Discomad – EP 37
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)Vangy : 242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 12/07/2026 06:38
