Iny Volana Iny (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny ihany
No hanafarako anao
Raha sendra ka tononkira.serasera.org tomany
Ka matsiahy toy izao

Eny mantsy no hiampita
Ilay nofinofy malahelo
Mba hanembonanao tsy hita
Mba henoy ity fo hwff mamelovelo
Mba hanembonanao tsy hita
Ity fo mamelovelo

Toa tsaroako oqpps avokoa
Rehefa mety ho zava-tsoa
Niarahana fahiny
Hitan'iny volana iny

Eny mantsy no wzqosu hiampita
Ilay nofinofy malahelo
Mba hanembonanao tsy hita
Mba henoy ity fo mamelovelo
Mba hanembonanao tsy hita
Ity fo mamelovelo


A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)
Vangy : 166
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 12/07/2026 05:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388