Ireto Masonao Mijery (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintan-kely roa mamiratra
Ireto masonao mijery
Na tuzab mikipy na mihiratra
Dia tsaroako manan-kery

Dombomanga kosa indray
Raha miventy alahelo
Toa manganohano izay
Feno tsy ambaratelo

Iny lokon-danitra iny
Mety mbola evah hiova ihany
F'iny wxzeqop fijerinao iny
Anie tononkira.serasera.org mba ho ahy irery ihany

(x2)
Malefadefaka fitopy
Toa mangarika hafahafa
Topi-masonao miangoty
Satriko iombonan-tafa


A/C : Nelson Rasamimanana
Discomad – EP 37

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)
Hits : 243
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 12/07/2026 06:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1012