Hira Ho Anao Ry Neny (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity misy hira ho anao
Hira ho anao ry Neny
Neny tsy mba foiko izao
Ka kaloiko tononkira.serasera.org ombieny ombieny
Fahiny mantsy Ianao
Nandrotsirotsy tamin-kira
Anjarako kosa izao
No wxplhf manome sovenira
Tiako ho fantatrao
Ity hira orxxqr hokaloiko
Fa hamalifaly Anao
Ry Neny tsy ho hadinoiko
Raha ho avy ny fotoana
Tsy ahitako Anao
Tsy mba ho aiko ho adinoina
Ireo soa vitanao
Ny saiko mamelovelo
Ny andro niainanao
Ny foko na dia jnyrgsjl malahelo
Dia mbola hihira ho Anao
A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37
Hira ho anao ry Neny
Neny tsy mba foiko izao
Ka kaloiko tononkira.serasera.org ombieny ombieny
Fahiny mantsy Ianao
Nandrotsirotsy tamin-kira
Anjarako kosa izao
No wxplhf manome sovenira
Tiako ho fantatrao
Ity hira orxxqr hokaloiko
Fa hamalifaly Anao
Ry Neny tsy ho hadinoiko
Raha ho avy ny fotoana
Tsy ahitako Anao
Tsy mba ho aiko ho adinoina
Ireo soa vitanao
Ny saiko mamelovelo
Ny andro niainanao
Ny foko na dia jnyrgsjl malahelo
Dia mbola hihira ho Anao
A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)Vangy : 247
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 12/07/2026 05:03
