Satriko Indrindra (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia ho anao anie ny aiujyvs foko
Eny tia anao tokoa
Tiako loatra ka tsy foiko
Izato endrikao soa
Raha lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha sitrakao
Tsy hiala eto jtgkp aminao
Na iza hankahala
Na iza tononkira.serasera.org tsy ho tia
Izaho tsy mahalala
Afatsy ianao satria
Raha uuyywi lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha sitrakao
Tsy hiala eto aminao
A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37
Eny tia anao tokoa
Tiako loatra ka tsy foiko
Izato endrikao soa
Raha lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha sitrakao
Tsy hiala eto jtgkp aminao
Na iza hankahala
Na iza tononkira.serasera.org tsy ho tia
Izaho tsy mahalala
Afatsy ianao satria
Raha uuyywi lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha sitrakao
Tsy hiala eto aminao
A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)Vangy : 219
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 12/07/2026 05:17
