Tsy azo atao ahoana (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY AZO ATAO AHOANA
Adaladala ny fitia tsy mifidy izay iantefany
Olona iray efa manan-tompo no nambabo ny foko
Angalarina hatrany ny fiarahanay
Voamaika mamy tsisy ohatr’izany
Mifankatia tokoa izahay roa
Raràna siiu vaomaika mivaivay ny fitiavanay
Mamy mamy mamy
Mifankatia tokoa izahay roa
Tsy hay norarana sady tsy azo atao ahoana
Tsy azo atao ahoana
Nifankahazo am-po tokoa
Na faly na ory nifanankin-doha
Tsy nifanary sanatria
Izany tokoa angamba no tena fitia
Zareo mpivady ara-dalàna
Nefa izahay nifato-tady tena igagana
Mifankatia tokoa izahay roa
Raràna vaomaika mivaivay ny fitiavanay
Mamy mamy mamy
Mifankatia tokoa izahay roa
Tsy hay norarana sady tsy azo atao ahoana
Tsy azo atao ahoana
Angalarina hatrany ny fiarahanay
Voamaika mamy tononkira.serasera.org tsisy ohatr’izany
Mifankatia tokoa izahay roa
Raràna vaomaika mivaivay ehtnx mnju ny fitiavanay
Mamy mamy mamy
Mifankatia tokoa izahay roa
Tsy hay norarana sady tsy azo atao ahoana
Tsy azo atao ahoana
LOLA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 9710
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 21/03/2006 11:28