Tompo-tsafidy (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vavako vao miteny dia ny anaranao
izaho mahatsiaro ireny raha lavitra anao
ny saiko tsy tana fa mitady
ity foko tsy tony fa miangavy

na ny kely ananako acexikr omeko tsotra izao
na ny aiko aza hafoiko raha mbola ianao
hasambarana ho ahy ny mizara
tena avy ato anaty ry malala
ho sasa-poana izay mitady handrava
ny antsika tsy ho velz foana mbola hitohy lalandava


          tsy ho azon’iza fefena ny foko
          tononkira.serasera.org ny mitia anao mbola zoko
          sanatria raha vavan’olona no hahakivy
          dia izaho sy ianao no tompo-tsafidy           x2


ianao tokoa anie no fifaliana
manafoana ny hakiviana
tojo tligrq an’ilay olon-tiana
dia tsy iza fa ianao izay nirina


ireo Ray aman-dreny
fanaja izy ireny
ny safidy koa tsy an-tery
ilay fitia no mahery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)
Vangy : 6446
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : narindra
Daty : 22/06/2004 04:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353