Ampidiro aloha ny tenimiafina
Safidy ho iray (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mazana rpki mibaliaka hatrany
Ilay taratry ny endrikao
Toa tsy mba misy aloka na haizina
Fa mamiratra foana izy iny
Ampy ho ahy ny fisianao
Manome aina vaovao ho wyufuqr ahy
Toa feno tsikitsiky ny androm-piainako
Rehefa eo ianao
Tsy ho irery aho rehefa eo ianao
Tsy hijaly aho rehefa anilanao
Na dia hisy aza ireo handrava
Fa vao maika tononkira.serasera.org hiseho ny hatsarana
Tsy ho irery aho rehefa eo ianao
Tsy hijaly aho rehefa anilanao
Heriko ianao, andriko ianao
Sitrako ny hisafidy ho iray izaho sy ianao
Ampy sjmrxcsr ho ahy ny fisianao
Manome aina
Toa feno tsikitsiky ny androm-piainako
Rehefa eo ianao
Ilay taratry ny endrikao
Toa tsy mba misy aloka na haizina
Fa mamiratra foana izy iny
Ampy ho ahy ny fisianao
Manome aina vaovao ho wyufuqr ahy
Toa feno tsikitsiky ny androm-piainako
Rehefa eo ianao
Tsy ho irery aho rehefa eo ianao
Tsy hijaly aho rehefa anilanao
Na dia hisy aza ireo handrava
Fa vao maika tononkira.serasera.org hiseho ny hatsarana
Tsy ho irery aho rehefa eo ianao
Tsy hijaly aho rehefa anilanao
Heriko ianao, andriko ianao
Sitrako ny hisafidy ho iray izaho sy ianao
Ampy sjmrxcsr ho ahy ny fisianao
Manome aina
Toa feno tsikitsiky ny androm-piainako
Rehefa eo ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lola (lahy)Visites : 22367
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/04/2015 20:15
