Dieny izao (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandehana dieny mbola ljobvmzr malaina
Tsarovy foana Andriamanitra
Matetika mantsy raha metimety ny atao
Adinodinonao
Voafitaka koa indraindray qkjmny
Vao hoe fahaizanao
Ireny fahombiazana amin'ny fiainana

Ref:
Diso ianao, raha mihevitra
Fa noho ny herinao ny fahombiazana
Aza miandry kapoka, tojo ny mafy sy sarotra
Vao tononkira.serasera.org hidododo, hiantsoantso ny Anarany
Dieny izao ankino aminy ny fiainanao
Fa Izy Ilay mandrakizay
Mendrika antsoinao hoe "Ray Andriamanitra".

Fahasoavana mandrakizay
Ny manaradia tadpp ny Ray
Tsy misy ahiana ny ety an-tany
Indrindra ny any an-koatra any
Raha nantsoiko ianao
Fanavotana Ahy
Satria dia miery ny fahaverezana

Diso ianao ...

Tena paradisa ny eo ampelatanany
Tsy hatahotra aho manana azy
...

Diso ianao ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)
Vangy : 9087
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IMR
Daty : 27/06/2010 08:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307