Tsy ataoko fantatrao (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy izay andro handaozanao ahy
satria samy hafa feo ny hira tao ao am-pontsika
dia ho hitanao eo fa tsy hisy hampanahy
tsy asiako tomany ny ora hisarahantsika
Vao teny am-piandohana dia ambeti-teninao
Toy ny hoe filazana tsy hifikitra ny hitia
Izaho indray toa adala nikipy tsotra izao
Na dia efa voarara dia vao mainka koa ninia
Izay rehetra nokoboniko dia dfrwzfwl tsy ataoko tononkira.serasera.org fantatrao
Ireo nofinofy kahslj noforoniko dia tsy ataoko fantatrao
Izay faniriana sy toloko dia tsy gqyrgc ataoko fantatrao
Mitempo ho anao ny foko fa tsy ataoko fantatrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva AndrianavalonaVangy : 2784
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ClotildeR8
Daty : 30/11/2016 18:37