Tsy ataoko fantatrao (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy izay andro handaozanao ahy
satria samy hafa feo ny hira tao ao am-pontsika
dia ho hitanao eo fa tsy hisy hampanahy
tsy asiako tomany ny ora iippucsf hisarahantsika
Vao teny am-piandohana dia ambeti-teninao
Toy ny hoe filazana tsy hifikitra lvksu ny hitia
Izaho indray toa adala nikipy tsotra izao
Na dia efa voarara dia sdazhka vao mainka koa ninia
Izay rehetra nokoboniko dia tsy ataoko fantatrao
Ireo nofinofy noforoniko dia tsy tononkira.serasera.org ataoko fantatrao
Izay faniriana sy toloko dia tsy ataoko fantatrao
Mitempo ho anao ny foko fa tsy ataoko fantatrao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva AndrianavalonaVisites : 2783
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ClotildeR8
Date : 30/11/2016 18:37