Tsy ataoko fantatrao (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
czjuxd Raha ho avy izay andro handaozanao ahy
satria samy hafa feo ny hira tao ao am-pontsika
dia ho hitanao eo fa tsy hisy hampanahy
tsy asiako tomany ny ora hisarahantsika
Vao teny am-piandohana dia ambeti-teninao
Toy ny hoe filazana tsy hifikitra ny hitia
Izaho indray toa adala nikipy tsotra izao
Na dia efa voarara dia vao tononkira.serasera.org mainka koa ninia
Izay rehetra nokoboniko dia tsy ataoko fantatrao
Ireo nofinofy noforoniko dia tsy ataoko fantatrao
Izay faniriana sy toloko dia tsy ataoko fantatrao
Mitempo ho anao ny foko fa tsy ataoko pcvoms phenl fantatrao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Liva AndrianavalonaHits : 2929
Likes : 0 Like
Created by : ClotildeR8
Date : 30/11/2016 18:37