Ampidiro aloha ny tenimiafina
Pamela (Lil'C)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe Pamela mmmmmmmmmmhhh
Rehefa hitsangana handihy izy dia aza be fanontaniana
Fa avelao hikimpy nkaetp fotsiny, dia araho ilay feeling
Aza antsoinao amin’ny anarany
siora fa tsy maninona
dia ho dozy hatramin’ny farany zynmb
hanadino any zany ao aoriana
Aaaa!!!!!!!! Yeah!!!!!!!!!!!
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe Pamela
Yeah!!!!!
Fa raha bandy mendrika azy tononkira.serasera.org ianao
dia aza miditra lalina
ny hatsembohany mivoaka izao,
ny ranomasony efa makiana
Aza antsoinao amin’ny anarany
dia eo foana tsy maninona
dia lazao izy hoe sexy
Ireo tsy kopy aleo hangina
Yeahhhhhhhhh!!!!!!!!!!
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe rybkde pamela

--------
Rohy: