Ampidiro aloha ny tenimiafina
Pamela (Lil'C)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe Pamela mmmmmmmmmmhhh
Rehefa hitsangana handihy izy dia aza be ywhz fanontaniana
Fa avelao hikimpy fotsiny, dia araho ilay feeling
Aza antsoinao amin’ny anarany
siora fa tsy maninona
dia ho dozy hatramin’ny farany stdhai
hanadino any zany ao aoriana
Aaaa!!!!!!!! Yeah!!!!!!!!!!!
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe Pamela
Yeah!!!!!
Fa raha bandy mendrika azy ianao
dia aza miditra lalina
ny hatsembohany tononkira.serasera.org mivoaka izao,
ny ranomasony efa makiana
Aza antsoinao amin’ny anarany
dia eo foana alxwepf tsy maninona
dia lazao izy hoe sexy
Ireo tsy kopy aleo hangina
Yeahhhhhhhhh!!!!!!!!!!
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe pamela

--------
Lien: