izaho efa niova (Lil'C)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atombohy dieny izao e
Lazao ao aminao hoe:
“I’m changing vlvndax my life!”

Izaho efa niova, aza avela ho very
Antsoy aho raha lasa tononkira.serasera.org lavitra
Aza avela miandry, aza avela irery
Aza avela aho raha tsy efa tapitra
Ditra nanenjika lnucub hatrizay
Lasa dia miantso ahy indray
Ireo sangy ratsy fanaonay
Niova fa efa fay
I’m changing my life!”

I’m changing my life

Tiako tsy hita mba tsy hiverina indray
Ireo fakam-panahy mitazana
Fa raha vao ariana, tsy miasa ny saina
Dia maizina indray ny lalana
Ditra nanenjika hatrizay
Lasa dia miantso ahy indray
Ireo sangy ratsy fanaonay
Niova fa efa fay
I’m changing my life!”

I’m changing my life

Atombohy dieny izao e
Lazao ao apfdbhx aminao hoe:
“I’m changing my life!”
…………..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lil'C
Visites : 6321
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : blahblah
Date : 17/02/2013 01:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8068