Pamela (Lil'C)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe Pamela mmmmmmmmmmhhh
Rehefa hitsangana handihy izy tononkira.serasera.org dia aza be fanontaniana
Fa avelao hikimpy fotsiny, dia araho ilay feeling
Aza antsoinao amin’ny anarany
siora fa fxqpncjq tsy maninona
dia ho dozy hatramin’ny farany
hanadino any zany ao aoriana
Aaaa!!!!!!!! Yeah!!!!!!!!!!!
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe Pamela
Yeah!!!!!
Fa raha bandy mendrika azy ianao
dia itgjdb aza miditra lalina
ny hatsembohany mivoaka izao,
ny ranomasony efa makiana
Aza antsoinao amin’ny anarany
dia eo foana tsy maninona
dia lazao izy hoe sexy
Ireo tsy kopy aleo hangina
Yeahhhhhhhhh!!!!!!!!!!
Aza antsoinao hoe Jessica, Jessica, Jessica
fa ataovy hoe pamela lkzts

--------
Link: