Ry Zokiko (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1) Ry Zandriko ooo,Ry zokiko ooo
Andao hiala amin'ny toetra tsy manjary
Fa tsy mahavonjy sady halanJanahary
Anao zay mbola misotro toaka(Miala)
Anao zay mifoka sigiara( Miala)
Anao tononkira.serasera.org aqplrulc zay mbola manompo sampy
Ambadi-m-badika io eeh oqdwzg
Avelao fa tsy mahasoa anao
(2)-Ry havako ooo,Ry namako ooo
Andao hiala syiar min'ny toetra tsy manjary
Fa tsy mahavonjy sady halanJanahar
Andao hiala amin'ny toetra tsy manjary
Fa tsy mahavonjy sady halanJanahary
Anao zay mbola misotro toaka(Miala)
Anao zay mifoka sigiara( Miala)
Anao tononkira.serasera.org aqplrulc zay mbola manompo sampy
Ambadi-m-badika io eeh oqdwzg
Avelao fa tsy mahasoa anao
(2)-Ry havako ooo,Ry namako ooo
Andao hiala syiar min'ny toetra tsy manjary
Fa tsy mahavonjy sady halanJanahar
--------
Rohy:
