Rakitra (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ry olombelona vory eto anio
Tonga manatrika ny andro mahafaly
Andao isika hiaraka jahj haneo ny fitia
Hoan'ny mpanompon'i kristy
Refrain;
Fa manana izao rakitra izao hianao
Hoan'ny fiainana an-danitra
Ho valin'ireo soa izay vitanao tety
Dia raisinao tokoa an-danitra
2) Aza mba ketraka manao ny soa
Raha xooyy mbola velona,miaina eto an-tany
Fa tsy lefecba ho very ireo valim-pitia
Noho ny ezaka vitanao
LES JUVES
FTT TSILAINTAFIKA
FG KRISTY tononkira.serasera.org FEHIZORO TSILAINTAFIKA
Tonga manatrika ny andro mahafaly
Andao isika hiaraka jahj haneo ny fitia
Hoan'ny mpanompon'i kristy
Refrain;
Fa manana izao rakitra izao hianao
Hoan'ny fiainana an-danitra
Ho valin'ireo soa izay vitanao tety
Dia raisinao tokoa an-danitra
2) Aza mba ketraka manao ny soa
Raha xooyy mbola velona,miaina eto an-tany
Fa tsy lefecba ho very ireo valim-pitia
Noho ny ezaka vitanao
LES JUVES
FTT TSILAINTAFIKA
FG KRISTY tononkira.serasera.org FEHIZORO TSILAINTAFIKA
--------
Rohy:
