Fiarahabana (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto zahay miarahaba anareo
Sekoly alahady tsilaintafika eeeh
Kristy tononkira.serasera.org no ilay fehizoronay
Ka hiarahabanay anareo
Refrain;
Arahaba hoanareo
Zay tonga oifv manatrika eto
Arahaba arahaba hoanareo
Ravo tokoa satria tafahaona
Ny qspz mpanompon'Atra eh
Kristy no omena voninahitra
Ka asandranto re ny feo
ANDRIANAHINA
Jean Leopaul pokpob Juvenot
TSILAINTAFIKA
Sekoly alahady tsilaintafika eeeh
Kristy tononkira.serasera.org no ilay fehizoronay
Ka hiarahabanay anareo
Refrain;
Arahaba hoanareo
Zay tonga oifv manatrika eto
Arahaba arahaba hoanareo
Ravo tokoa satria tafahaona
Ny qspz mpanompon'Atra eh
Kristy no omena voninahitra
Ka asandranto re ny feo
ANDRIANAHINA
Jean Leopaul pokpob Juvenot
TSILAINTAFIKA
--------
Lien:
