Andro nitsanganan'i Jesoa (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Faly izahay miarahaba anareo
Ino vaovao sy vtjrk maresaka aminareo
Fa natratra zao andro anio izao
Andro maravo sy mahafaly anio
Refrain:
Fifaliana ho anay mkkjeke ny miarahaba
Arahaba ho anareo
Fa natratra zao andro pasika
Andro nitsanganan'i Jesoa
2-Ry olombelona manatrik'eto izao
Ity wmahd misy hafatra ambarako aminareo
Fa Jesosy izay nohoboana anie
Indro efa nitsangana izy
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA
Ino vaovao sy vtjrk maresaka aminareo
Fa natratra zao andro anio izao
Andro maravo sy mahafaly anio
Refrain:
Fifaliana ho anay mkkjeke ny miarahaba
Arahaba ho anareo
Fa natratra zao andro pasika
Andro nitsanganan'i Jesoa
2-Ry olombelona manatrik'eto izao
Ity wmahd misy hafatra ambarako aminareo
Fa Jesosy izay nohoboana anie
Indro efa nitsangana izy
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA
--------
Rohy:
