N'zomako (LEMARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arivariva ny andro
Madiva hilentik’iny masoandro iny
Izany misy feo midobodoboka mozika
Manakoako any
Ny kôfa sy ny akama
Efa m-phone  isan-dera, isa-minitra
Efa sasa miandry
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma efa nandrasantsika
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma hifety indray isika
Dia nihomana aho vetivety
Nanao izay maba metimety
Satria hoe hamonjy fety
Avy any 67
Handeha ho any Ampefitety
Hirevy eo @ Superette
Teo dia faly fa tafiaraka
Samy naka vera, tonga dia nandraraka
Nifampijery, nifandona dia napiakatra
Oala oala oala oala oala oala Santééééé

        Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma efa nandrasantsika
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma hifety indray isika


Hanaovy bex @ cageot
Ilay vera hataovy maromaro o !
Dia hasivo kalokalo o !
F’izay niany hisôma rô
Hasivo bex @ cageot
Ilay vera hataovy maromaro o !
Dai hasivo kalokalo o !
Rehefa Zoma zonay ny mamomamo o !


Tsy hoe sanatria hoe Vendredi Jolie
Dia hanararaotra ndeha hanao ny folie
Fa tsy izay rehetra tonga avy eo lanina daholo io
Hoento milamina ilay revy dia misesy io

        Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma efa nandrasantsika
Satria tonga indray ny Zoma magnifique
Satria tonga indray ny Zoma hifety indray isika

Tsy hoe sanatria hoe Vendredi Jolie
Dia hanararaotra ndeha hanao ny folie
Fa tsy izay rehetra tonga avy eo lanina daholo io
Hoento milamina ilay revy dia misesy io
Tsy hoe sanatria hoe Vendredi Jolie
Dia hanararaotra ndeha hanao ny folie
Hoento milamina ilay revy dia misesy io
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LEMARA
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lemara
Daty : 10/03/2026 15:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1024