Lanitra Ambony (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_
Misy toerana iray tena hafa kely i
Tanana izay tiako hitoerana tsy ho ela intsony
Tena hafa kely tzbz sy toerana misy ny Anjely i
Tsara voatra sy kanto
'Rony Lanitra ambony
Ref:
Hovay ary ny avhfsu fonao
Fa bvny handray ny Tomponao
Ka miomana fa maika ny ahita an'I JESOSY
Hatolory azy ary ny tenanao
Ka miomana sao tara ianao
Ilay tiany sy mamy ny Fony
2_
Ilay Rainao ao Ambony ao
Dia mijery, mitantana anao hatrany hatrany
Ka dieny izao, avia, miverena ianao
Fa sao tara tononkira.serasera.org loatra
Ka tsy ho henoiny intsony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LaurinVangy : 980
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : laurinyan1
Daty : 13/10/2022 22:25