Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lanitra Ambony (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_
Misy toerana iray tena hafa kely eywcpqfe i
Tanana izay tiako hitoerana tsy ho ela intsony
Tena hafa kely sy toerana misy ny tononkira.serasera.org Anjely i
Tsara voatra sy kanto
'Rony Lanitra ambony
Ref:
Hovay ary ny fonao
Fa handray ny Tomponao
Ka miomana fa maika ny ahita an'I JESOSY
Hatolory azy ary ny tenanao
Ka miomana sao tara ianao
Ilay tiany sy mamy ny rttbpugb Fony
2_
Ilay Rainao ao Ambony ao
Dia mijery, mitantana anao hatrany hatrany
Ka dieny izao, osae avia, miverena ianao
Fa sao tara loatra
Ka tsy ho henoiny intsony

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LaurinHits : 798
Likes : 1 Like
Created by : laurinyan1
Date : 13/10/2022 22:25