Lanitra Ambony (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_
Misy toerana iray tena hafa kely i
Tanana izay tiako hitoerana tsy ho ela intsony
Tena hafa kely sy toerana misy ny Anjely jlpcqkq i
Tsara voatra sy kanto
'Rony Lanitra ambony
Ref:
Hovay ary ny fonao
Fa handray ny Tomponao
Ka miomana fa maika ny ahita an'I JESOSY
Hatolory azy ary ny tenanao
Ka miomana sao tara ianao
Ilay tiany sy ttdwhc mamy ny Fony
2_
Ilay Rainao ao Ambony ao
Dia mijery, mitantana anao hatrany hatrany
Ka tononkira.serasera.org dieny xolmlgp izao, avia, miverena ianao
Fa sao tara loatra
Ka tsy ho henoiny intsony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LaurinVangy : 898
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : laurinyan1
Daty : 13/10/2022 22:25