Hiverina indray (Laurin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatr'izay ry Ray,
Ianao mitsinjo,miaro ny tononkira.serasera.org Zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay izahay
Fa nanarinao hiverin'ambalanao
*Ny fahotana vitan'ireo razanay
Tsy narahinay,tsy nahasoa anay
Ny adalana ho arianay eugez f'efa fay,tena fay
Ka aleonay manaradia an'i Ray
Ny rà nalatsak'i JESOSY be fitia
No nahavoavela ny fahotako sy xwudcnw ny anao
Paradisa tena soa no miandry anao any ho any
Ka dieny izao dia tapaho ny hevitrao
Ref:
Hatr'izay ry Ray mpahary anay
Ianao mitsinjo,miharo ny jnwyeyc zanakao
Tsy narianao t@ ota vitanay
Fa nanarinao hiverina ambalanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LaurinVangy : 2043
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : laurinyan1
Daty : 07/04/2017 13:16